Tableau de Saint Fons (français-malagasy)

Note : On a retenu le texte qui est effectivement visible dans la maisonnette de Saint Fons

Le Tableau de Saint Fons

Ny Tabilaon’i Saint-Fons

SACERDOS ALTER CHRISTUS
[LE PR
ÊTRE EST UN AUTRE CHRIST]

SACERDOS ALTER CHRISTUS
[KRISTY HAFA KOA NY PRETRA]

 

Mur de droite – Crèche

Rindrina an-kavanana – Tranon’omby

Verbum caro factum est et habitavit in nobis
[Le Verbe s’est fait chair et il a habité parmi nous]

Verbum caro factum est et habitavit in nobis
[Tonga nofo ny Teny ary nonina tety amintsika]

EXEMPLUM DEDI VOBIS
[C’EST UN EXEMPE QUE JE VOUS AI DONNÉ]

EXEMPLUM DEDI VOBIS
[OHATRA NO NOMEKO ANAREO]

PAUVRE

ET HUMBLE

MAHANTRA

SY MANETRY TENA

dans

 

Amin’

 

Le logement

D’esprit

Ny fonenana

Ao an-tsaina

Le vêtement

De cœur

Ny fitafiana

Ao am-po

La nourriture

Vis-à-vis

Ny sakafo

Eo anatrehan’

Les biens

De Dieu

Ny fananana

Andriamanitra

Le travail

Des hommes

Ny asa

Ny olona

Le ministère

De soi-même.

Ny fanompoana.

Ny tena

PAUVRETÉ

FAHANTRANA

Le prêtre est un homme dépouillé

Ny pretra dia olona nahafoy ny zavatra rehetra

Plus on est s’abaisse plus on glorifie Dieu

Arakaraka ny manetre-tena no hanomezam-boninahitra an’ Andriamanitra

Plus on est s’abaisse plus on est utile au prochain

Arakaraka ny manetre-tena no manampy ny hafa

 

 

Mur de gauche – Croix

Rindrina an-kavia – Hazofijaliana

EXEMPLUM DEDI VOBIS
[C’EST UN EXEMPE QUE JE VOUS AI DONNÉ]

EXEMPLUM DEDI VOBIS
[OHATRA NO NOMEKO ANAREO]

MORT A SOI-MÊME

FAHAFATESANA AO AMIN’NY TENA

Mourir

S’immoler

Maty

Manolo-tena

 

dans

 

amin’ny alalan’

à son corps

la solitude

ny vatany

ny fahanginana

à son esprit

la prière

ny sainy

ny vavaka

à sa volonté

la pénitence

ny sitrapony

ny asa

à sa réputation

le travail

ny voninahiny

ny fivalozana

à sa famille

la souffrance

ny fianakaviany

ny fijaliana

et au monde

la mort

ary an’izao tontolo izao

ny fahafatesana

LE PRÊTRE EST UN HOMME CRUCIFIÉ

NY PRETRA DIA OLONA VOAFANTSIKA AMIN’NY HAZOFIJALIANA

Plus on est mort plus on donne la vie

Arakaraka ny hahafatesana no hahafahana manome ny fianana

 

 

 

Mur central – Tabernacle, Eucharistie

Rindrina afovoany – Tabarnakily, Eokaristia

SACERDOS ALTER CHRISTUS
[LE PR
ÊTRE EST UN AUTRE CHRIST]

SACERDOS ALTER CHRISTUS
[KRISTY HAFA KOA NY PRETRA]

EXEMPLUM DEDI VOBIS
[C’EST UN EXEMPE QUE JE VOUS AI DONNÉ]

EXEMPLUM DEDI VOBIS
[OHATRA NO NOMEKO ANAREO]

CHARITÉ

FITIAVA-NAMANA

DONNER

DONNER LA VIE

MANOME

MANOME NY AINA

 

par

 

amin’ny alalan’

son corps

sa foi

ny tenany

ny finoany

son esprit

sa doctrine

ny fanahiny

ny fampianarany

ses biens

ses prières

ny fotoany

ny teniny

son temps

ses paroles

ny fananany

ny fivavany

sa santé

ses pouvoirs

ny fahasalamany

ny fahefany

sa vie

ses exemples

ny fiainany

ny ohatra nomeny

LE PRÊTRE

IL FAUT

NY PRETRA

TSY MAINTSY

Est un homme mangé

Devenir du bon pain

dia olona lany ho sakafo

tonga mofo tsara

 

 

août 26, 2017

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *